Entrée |
levona
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao ¶ Lany: Levon' ny omby ny varinay ¶ Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko ¶ Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro ¶ Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy ¶ Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1]
|
Explications en anglais | consumed; utterly destroyed; dissolved, digested [1.7]
|
Explications en français | consumé, anéanti; dissout; digéré [1.8]
|
Dérivés |
|
Exemples |
1 | levona ny harena be.
[2.59]
|
2 | Efa levona tsy hita intsony ny zavona;
[2.324]
|
|
Proverbes |
|