Entrée (1/2) | 1 manavotra |
Radical | 2 avotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako [1.1] |
Explications en anglais |
5 to redeem, to ransom [1.2, 1.7] |
Explications en français |
6 racheter, rançonner; sauver [1.8] |
Exemples |
7 manavotra ny mpikambana koa izahay.
[2.445#]
8 manavotra izy amin' ny toerana tsy misy lalana. [2.117#] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 13 4 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/2) | 15 manavotra |
Radical | 16 avotra |
Partie du discours | 17 verbe actif |
Explications en malgache |
18 manongotra : Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy) [Tambahoaka, Tanala]
[1.78] 19 mamindra, manetsa [Bezanozano] [1.78] |
Explications en anglais |
20 To root up, to pluck up, to eradicate [1.2] |
Morphologie |
|
Synonymes | 24 miavotra |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |