|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manarama
Fototeny  2 karama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Jereo manakarama [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to employ for wages [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 engager un salarié; employer [1.8]
Ohatra  7  Ny olona manam-bola, manarama mpihady voanjo. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 manakarama

Teny iditra (2/2)13  manara
Fototeny  14 karama
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarama [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra  16 manakaramà

Fivaditsoratra  17 mamarana, mamaràna, 18 manamara, manarama, manaramà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21