|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakarama
Fototeny  2 karama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 manarama
Mpanahaka  10  manarama

Teny iditra (2/2)11  manakaramà
Fototeny  12 karama
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarama [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra  14 manaramà

Fivaditsoratra  manakarama, manakaramà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21