Entrée | manao ny halako bika tsy tiako tarehy (tao, hala, bika, tsy, tia, tarehy) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza [1.1] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |