Entrée |
manantona
(hantona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro [1.1]
|
Explications en anglais | To hang, to suspend [1.7]
|
Explications en français | Suspendre, accrocher [1.8]
|
Exemples |
1 | Manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony.
[2.470]
|
2 | Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity.
[1.353]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manantona |
Passé : |
nanantona |
Futur : |
hanantona |
Impératif : |
manantòna |
|
|
Entrée |
manantòna
(hantona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manantona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|