|
|
|
|

Teny iditra1  manamy trano
Singan-teny  2 manamy, 3 trano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 to dig through the wall of a house; to break in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 entrer par effraction [1.8]
Ohatra  7  Misy manamy trano nony maizina [2.996]
8  Nisy jiolahy nanamy trano, hono, halina [1.1]
9  Ny manamy trano na andro na alina, dia ataoko mahafaty [2.48]

Fivaditsoratra  manamy trano, 10 trañonamamy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12