|
|
|
|

Teny iditra1  manampy trotraka
Singan-teny  2 manampy, 3 trotraka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa. [2.470]
6  nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29