Entrée manampy (ampy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao
¶ Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io
¶ Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io [1.1]
Explications en anglais to add to; to help [1.2, 1.7]
 to make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to. [1.2]
Explications en français ajouter [1.8, 1.13]
 ajouter à; aider [1.8]
 additionner [1.13]
Morphologie 
manampy
nanampy
hanampy
manampia
Mots composés 
Exemples 
1Manampy izany any aoriana. [2.4]
2Ireto no boky manampy ny mpanoratra. [2.296]
3Manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366]
Proverbes 

Anagrammes mañimpa, mpamany, mpanamy, mpanima, mpinama

Mis à jour le 2023/01/20