Entrée |
manamboninahitra
|
Mots élémentaires | manana ; voninahitra |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza ireo mpitondra na ny miaramila manana galona ambony Miaramila ambony galona na laharana [1.1]
|
Explications en anglais | An officer in the army, a person of rank. [1.2]
|
| An officer of the palace or of the armed forces [1.7]
|
Explications en français | Qui a un grade, officier; par extension, tous ceux qui sont en dignité [1.3]
|
| Officier du palais ou de l'armée [1.8]
|
| « ceux qui possèdent les honneurs », les officiers de l'armée de Radama 1er et par extension tous les dignitaires du royaume [1.196]
|
Exemples |
1 | Ary ny manamboninahitra sasany dia naneso sy nihomehy ka nanao hoe:
[2.293]
|
2 | Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra
[2.324]
|
3 | Hoy ilay manamboninahitra namako.
[2.471]
|
4 | Nanjombona endrika daholo ny Vazaha rehetra, toy izany koa ny manamboninahitra malagasy.
[2.472]
|
|
Proverbes |
|