|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manamasina
Fototeny  2 masina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday
5 Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny manamasina ny sampy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to consecrate; to make holy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sanctifier [1.3, 1.107]
8 consacrer [1.3, 1.8]
9 bénir, adorer, honorer [1.3]
10 s'appuyer sur [1.3]
11 rendre saint [1.8]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  16 mankamasina

Teny iditra (2/2)17  manamana
Fototeny  18 masina
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamasina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manamasìna, manamasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21