Entrée mankamasina (masina (hasina))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manaja ho toy ny zava masina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristianina
¶ Mitsaoka, matoky: Aza mankamasina ny sampy sy ny ody fa mahamenatra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mankamasina
nankamasina
hankamasina
Synonymes mahamasina ~ manamasina

2013/03/19