|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahamasina |
| Fototeny | 2 hasina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Ohatra |
4 Izay ataon' ity tany ity mahamasina an'ialahy avokoa.
[2.48]
|
| Kamban-teny rehetra | 5 mamba noana tsy mahamasim-panidy |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 Mahamasina |
| Singan-teny | 8 maha~, 9 masina |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
11 Izao no nanorenany io Vatomasina ao mahamasina.
[2.59#]
12 Ary mandeha mankeny Soanierana sy ety mahamasina. [2.48] |
| Voambolana | 13 Haitoetany: tanàna |
| Tsipelina hafa | 14 imahamasina, imahamasina |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | Mahamasina, mahamasina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|