|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manabataba
Fototeny  2 tabataba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaitra amin' ny horakoraka na ny kotaba: Andeha mivoaka fa manabataba ny marary
5 Manahirana, manelingelina: Aza manabataba ahy fa miasa aho
6 Manakorontana: Manabataba ny faritany io lehilahy io ka tokony horoahina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to cause excitement, to cause annoyance by noise or clamour. [1.2]
8 to disturb, to bother with noise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 troubler en faisant du bruit; mettre en désordre [1.8]
Ohatra  10  Ampakaro aty fa manabataba ahy. [1.508#]
11  Aza manabataba ny eritreritro amin' izany ianao, Madama. [2.285#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16  manabatabà
Fototeny  17 tabataba
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabataba [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manabataba, manabatabà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20