|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tabataba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble]
[1.2] 5 noise, racketder [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion
[1.3] 7 bruit, tapage [1.8] |
| Ohatra |
8 Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo.
[2.324]
9 kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 28 Feo |
| Teny iditra (2/2) | 29 tabataba |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 fikorontanana, fihetsiketsehana:
32 Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna 33 fikomiana na fanoherana ny fitondrana: 34 Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 political tumult
[1.2] 36 political upheaval, civil disorder [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 trouble, désordre
[1.3] 38 révolution, tumulte politique [1.3] 39 tumulte politique, rébellion [1.8] |
| Ohatra |
40 Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 45 Feo |
| Fivaditsoratra | 46 batabata, tabataba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|