Entrée mamy hanina an-tanana (hamy, hanina, tanana)
Partie du discours locution
Explications en malgache tsy mba mizara amin' ny hafa izay soa ananany, tsy mizara ny sakafo eo aminy fa tia tena [Rajemisa 1985]
Explications en anglais keeping all to one's self, as a sweet morsel in the hand; selfish. See mamy fo velona. [Richardson 1885]
Synonymes mamy fo velona

Mis à jour le 2020/07/31