|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mampilafila |
| Fototeny | 2 filafila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to give away a thing and then to retain it, to agree to a thing and to refuse immediately.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tenir le bec dans l'eau, promettre et se dédire
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 mamilafila, mampifilafila |
| Teny iditra (2/2) | 12 mampilafilà |
| Fototeny | 13 filafila |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampilafila [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mampilafila, mampilafilà, 15 mpamalifaly, 16 mpamilafila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|