|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mampifilafila |
| Fototeny | 2 filafila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 promettre et se dédire
[1.5] |
| Ohatra |
6 Nahoana no omaly mampitamby sy mampifilafila, ka anio ihany dia mifona sy milela-paladia?
[1.282#]
7 Ka dia ny mihenjana amin' avona no lalàm-pitondrantena mety, hoy ny sasany, tsy mihontsona amin' izay satan' ny tany mampifilafila, miandry izay hitranga na inona na inona toa ny " vatolampy ampy handihizan' ny varatra. [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12 mamilafila, mampilafila |
| Teny iditra (2/2) | 13 mampifilafilà |
| Fototeny | 14 filafila |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampifilafila [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | mampifilafila, mampifilafilà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|