|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamilafila |
| Fototeny | 2 filafila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 promettre et se dédire
[1.3, 1.5] 6 tenir le bec dans l'eau [1.3] |
| Ohatra |
7 nahoana no miseho kely dia lasa ka mamilafila ny tia? [2.131] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 mampifilafila, mampilafila |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mamalifaly, mamilafila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|