|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamitrana
Fototeny  2 vitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto
5 Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to sew together by the
7 edges; to join lengthwise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 coudre ensemble ou joindre
9 dans le sens de la longueur [1.8]
Ohatra  10  Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky [2.996#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  mamitràna
Fototeny  16 vitrana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamitrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamitrana, mamitràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21