|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mamela- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe mamelatra |
| Teny iditra (2/3) | 3 mamela |
| Fototeny | 4 vela |
| Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Manajanona: Iza no namela io angady io teny an-tokotany?
7 Mandao: Namela zaza fito mianadahy Ratompokolahy izay lasa izay! 8 Manome lalana: Mamelà anay hisaotra anao, Tompoko 9 Mamindra fo amy...: Mamela anao tanteraka aho fa aza mamerina intsony [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to leave, to abandon; to forgive
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 laisser, abandonner; pardonner
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 17 mamelà |
| Fototeny | 18 vela |
| Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamela [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 leave, forgive
[1.26#19] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mamelà, mamela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|