Entrée | 1 mamelatra |
Radical | 2 velatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana Mamelatra fandriana. sns Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [1.1] |
Explications en anglais |
5 to unroll, to spread; to set a table; to explain [1.7] |
Explications en français |
6 dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer [1.8] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 11 4 combinaisons de ce mot |
Synonymes | 12 mamelabelatra |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |