|
|
|
|

Teny iditra1  mambabo
Fototeny  2 babo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to capture, to seize [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 capturer [1.3, 1.8]
7 confisquer, piller [1.3]
8 saisir [1.8]
Ohatra  9  Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana. [2.470#]
10  Ny kintana alinalina, mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy! [1.263#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  15 mamabo

Fivaditsoratra  16 ambomba, mambabo, 17 mambobà, mamboba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21