|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  babo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 olona resy an' ady ka entin' ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy
4 zavatra na fiadiana na entana, azo tamin' ny ady ka naniary fananan' izay nahazo azy; na zavatra nangalarin' ny mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 booty, captives [1.2, 1.7]
6 spoil; plunder of any kind. See sambotra and toha. [Swa. Babua, root of verb to strip off.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 prisonnier de guerre, butin [1.3, 1.8]
8 capture, les biens confisqués [1.3]
Ohatra  9  Ento daholo ny babo rehetra! [2.324]
10  Betsaka ny babo, babo olona betsaka, ary ny omby betsaka koa nentin' ny vahoaka. [2.48]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  25  sambobelona
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6)27  babo
Sokajin-teny  28  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  29 mora vidy [Taisaka] [1.78]
30 Resy, azo tanteraka: Babon' ilay zazavavy ny fony ka tsy nahapetraka izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  31 bon marché [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (3/6)32  babo
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34 omby torahin-defona vonoina raha mpanankarena no maty [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/6)35  babo
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 toko; fizarana lahatsoratra [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (5/6)38  babo
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny anglisy  40 a twining plant with a large succulent root, which is eaten by the Sakalava to quench thirst. Dioscorea (?) sp. Also called bemandry. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  41 (au sens figuré : qu'on se procure facilement, à bon marché). [Mahafaly]
42 Dioscorea trichopoda Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible [1.196]
Voambolana  43  Haizavamaniry: ahitra
Tsipelina hafa  44 baboha
Tovy hevitra  45 bemandry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)47  babo
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny frantsay  49 (de babona, le na final ne se prononçant pas dans plusieurs dialectes de la côte Est). Nom de plusieurs végétaux produisant du latex :
50 Mascarenhasia arborescens A.DC. (Apocynaceae) fournit un bon caoutchouc. [Betsimisaraka]
51 Mascarenhasia macrosiphon Baker (Apocynaceae) fournit aussi un bon caoutchouc. [Tanala]
52 Euphorbiaceae indéterminée. Arbre à latex abondant et très caustique. Référence Boiteau 2114 (1970). [Taifasy, Taisaka] [1.196]
Voambolana  53  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  babo, 56 boba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09