|
|
|
|

Teny iditra1  sambobelona
Singan-teny  2 sambotra, 3 olona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 prisonnier de guerre [1.3]
Ohatra  7  Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona [2.472]

Fivaditsoratra  sambobelona, 8 solom-babena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12