Entrée mamakitratra (vaky, tratra)
Partie du discours nom
Définition malgache Halavan-drefy mitovy amin' ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin' ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin' ny indimin' ny zehy ) [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a measure from the middle of the chest to the fingertips, about a yard [Hallanger 1973]
Traduction française mesure du milieu de la poitrine au bout des doigts, une demi-brasse, un yard [Hallanger 1974]
 Une demi-brasse, c' est-à-dire de l' extrémité d' une main jusqu'au milieu de la poitrine, le bras étant déployé horizontalement. [Veyrières 1913]
Vocabulaire 
Analogues  mamaky tratra
Exemples 
1Ary ny tafondro ao misy faharoa sy mamakitratra; [Razoharinoro: Soratra, page 184]
2Ary ny halavan'ny trano misy ny basy faha 57 sy mamakitratra, 345 dia; [Razoharinoro: Soratra, page 184]
3ary nony nanezaka ny sasany dia nahafaka faharoa, ary ny sasany faharoa sy mamakitratra, ary ny sasany fahatelo, etc. [Dahle: Angano]

Mis à jour le 2020/07/31