|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maka fanahy |
| Singan-teny | 2 maka, 3 fanahy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 manao izay hanangolena, hitaomana hanao zavatra iray, mitaona hanao ratsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 To tempt, to try.
[1.2] 7 to tempt [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 tenter
[1.8] |
| Fivaditsoratra | maka fanahy, 9 mifanahaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|