Entrée mahay mandray olona (hay, ray, olona)
Partie du discours expression
Allégation Mot ou expression vu dans: tsara fanahy
Exemples Nihevitra azy ho toy ny naterany ilay mpampiasa azy, ary noho ny toetrany mahay mandray olona, dia maro tamin' ireo mpividy sy mpivarotra aminy no nanjary tena sakaizany nifankahazo am-po. [Andriamalala: Zazavavindrano]

2013/11/06