|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahabe
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 Mahatonga ho betsaka: Mahabe moka ny kirihitra manodidina ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 to make large, to multiply, to make great; in speaking of the place where one grew up the past tense of this verb is used: Ny tany nahabe ahy, the place where I grew up; lit. which made me to be grown up. [1.2]
5 to make abundant; to bring a child up to maturity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 rendre grand; rendre nombreux;
7 élever un enfant à maturité [1.8]
Ohatra  8  Nofeperan' ny tany tsy hamangy azy matetika izahay fa mahabe alahelo azy hono: [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  Mahabe
Singan-teny  16 maha~, 17 be
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  19  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Mahabe, mahabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21