|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lel' antsy
Singan-teny  2 lela, 3 antsy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilay vy manify maranitra amin' ny antsy: Mizara roa ny tenan' ny antsy, dia ny zaran' antsy sy ny lelan' antsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a knife blade [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 lame d'un couteau [1.8]
Tsipelina hafa  8 lelan' antsy

Teny iditra (2/2)9  lelan-tsy
Singan-teny  10 lela
Sokajin-teny  11  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  12 lame d'acier [1.13]

Fivaditsoratra  lel' antsy, lelan-tsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21