|
|
|
|

Teny iditra1  lela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a tongue; a blade [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la langue [1.8]
Ohatra  6  ny lela tsy mahahetsika. [2.4]
7  raha tany misy loha, misy lela; [2.69]
8  Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; [2.332]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 66 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 lale, lela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17