|
|
|
|

Teny iditra1  lelan' antsy
Singan-teny  2 lela, 3 antsy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilay vy manify maranitra amin' ny antsy: Mizara roa ny tenan' ny antsy, dia ny zaran' antsy sy ny lelan' antsy [1.1]
Tsipelina hafa  6 lel' antsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02