Entrée lalamby (lalana, vy)
Partie du discours nom
Définition malgache Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, lzay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise (lalam-by) a word used for a railway; lit. an iron road [Richardson 1885]
 a railroad [Hallanger 1973]
Définition française chemin de fer [Hallanger 1974]
Définition française chemin de fer, voie ferrée, rail [SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  T.C.E. : Tananarive Côte-Est ~ F.C.E. : Fianarantsoa Côte-Est ~ M.L.A. : Moramanga-Lac Alaotra ~ T.A. : Tananarive-Antsirabe
Exemples 
1Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo? [Fagereng: Tantara, page 73]
2Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [Rakotozafy: Ratsimba]
Illustrations 

Mis à jour le 2017/04/06