|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1
MLA
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 MLA dia ny fanafohezan-tenin' ny hoe "Moramanga Lac Alaotra". Ireto avy ny anaran' ny fijanonam-dalamby hatramy Moramanga ka hatramy Ambatosoratra:
4 0,0 km: Moramanga 5 10,2 km: Ampitambe 6 18,2 km: Marovoay 7 28,1 km: Morarano 8 38,1 km: Ambohidray 9 50,9 km: Ampangabe 10 58,1 km: Amboasary 11 70.0 km: Ankodahoto 12 82,2 km: Andaingo 13 89,7 km: Ambohimena 14 98,3 km: Anosiroa 15 117,1 km: Andilanatoby 16 122,6 km: Vohidiala 17 129,6 km: Manakambahiny 18 142,2 km: Ambatondrazaka 19 156,6 km: Ambohimanga 20 165,3 km: Andreba 21 167,4 km: Ambatosoratra [3.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23 |
|