|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lakana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika.
4Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)].
[1.2] 6a dugout canoe; any small boat. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7pirogue, petit bateau.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana.
[2.470]
9 miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Fifamoivoizan-tsambo |
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 26 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 23 Soratra misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 24 kalana, 25 lakana, 26 lanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|