|
|
|
|

Teny iditra1 kohaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a cough. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5toux. [1.54, 1.8]
Ohatra  6 Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara. [2.424#]
7 Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. [2.470#]
8 Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29 Fahasalamana 30 Feo
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08