|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kilonga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo.
4 Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy ary ny vavy dia kilongavavy. 5 Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso"; 6 izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao [1.10] 7 Zaza [Betsileo] [1.1] 8 Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 adolescents, often in a derogatory sense
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Un garçon encore jeune, un adolescent par rapport à un homme âgé.
[1.3#331] 11 les jeunes (souvent péjoratif) [1.8] |
| Ohatra |
12 Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala.
[2.5]
13 Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava. [2.643] 14 Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy. [2.470] |
| Tsipelina hafa | 15 kilongo, kironga, kolonga |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 kilango, kilonga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|