|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kiaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a scratch; a grazing contact
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 égratignure, écorchure; action d'effleurer en laissant une trace
[1.8] 6 écorchure [1.13, 1.66.fr#323] 7 strie [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Kiakiaka |
| Teny iditra (2/2) | 20 kiaka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao?
[1.1] |
| Ohatra |
23 Farany, kiaka tokana no heno farany, dia izay.
[2.472#]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 36 Feo |
| Fivaditsoratra | 37 akaky, 38 kaika, 39 kakay, kiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|