| Entrée | 1 kiahina |
| Radical | 2 kiaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin' ny sakaizany ny tanan' ny zandriko Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin' ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin' ny rano itỳ tany ambany itỳ fa asio aro riaka [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be scratched [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on effleure ou égratigne en passant [1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 ankihia, 12 ihikana, 13 kaihina, 14 kiahina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|