|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikiaka
Fototeny  2 kiaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  mikiaka
Fototeny  11 kiaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko [1.1]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  17 mikaika, mikiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02