|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  kapila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tafotanimanga fisaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a roof tile [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 tuiles plates [1.3]
6 tuile de toit [1.19, 1.8]
7 (toute l'île) Fragments de bois ou d'autres matières végétales de forme générale plate, avec un bord en biseau plus ou moins coupant [1.196]
Ohatra  8  Tany amiko izany no natao, mba tsy ho hitan' ny olona, ary kapila no nandihizana. [2.4]
9  Ary ianao, ry zanak' olona, makà kapila tanimanga, ary apetraho eo anoloanao, dia manorata sarin-tanàna eo aminy, dia sarin' i Jerosalema; [2.996]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/7)11  kapila
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 vakim-boatavo atao solon-jinga [Taisaka] [1.78]
14 vilia hazo [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  15 plat, assiette [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  16 kapila manan-tsaina

Teny iditra (3/7)17  kapila
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19 a phonograph record [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 disque de gramophone [1.8]

Teny iditra (4/7)21  kapila
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 Vakina hodi-boatavo mena ataon' ny olona toham-baliha na tsentsin-tongobolo
24 Olona mahia na maivan-doha (toy ny kapilamboatavo) [1.1]

Teny iditra (5/7)25  kapila
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 Vakim-boatavomonta fanao solon-tavoara fasian' ny ntaolo menaka na sira [1.1]

Teny iditra (6/7)28  kapila
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 Karazana famaran-java-madinika, toy ny sira [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  31 espèce de petite mesure plate servant à détailler le sel [1.3]

Teny iditra (7/7)32  kapila
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 (de kapily : balancier d'une horloge ; allusion aux gros fruits pendants). Marsdenia cordifolia Choux (Apocynaceae). [Tandroy] [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  36 kapily
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  kapila, 38 kipala, 39 pilaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09