Entrée | kanjo | |
Partie du discours | conjonction | |
Définition malgache | Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay [Rajemisa 1985] | |
Traduction française | mais voilà que, contre toute attente: Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka i neny ka voatery nody haingana aho (j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement malade aussi je dus rentrer très tôt) [Rajemisa: Grammaire] | |
Analogues | fa ~ kango ~ kinanjo ~ nefa ~ saingy | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |