|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akanjo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a coat, outer garment, dress. [Swa. ka'nza, or Fr. canezon.]
[1.2] 5 clothing; a dress; a shirt [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 nom générique des habits, de l'habillement, du costume
[1.3#14] 7 vêtement ; une robe, une chemise [1.8] 8 habit, vêtement [Vezo] [1.68] |
| Ohatra |
9 Ny akanjo mafana mbola tsy nananana.
[2.356#]
10 Veloma ry akanjo, veloma ry baolina! [2.117#] 11 Manjaitra akanjo hanaovako amin'ny fety íneny. [2.332#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 35 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 36 Fikambanana 75 amin' io teny io |
| Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | akanjo, 38 onjaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|