|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jiro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-milaza rehefa mety ho fanazavana amin' ny alina: Ampireheto ny jiro fa efa maizina ato an-trano.
4 Jabora misy lahiny ka arehitra hanazava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a lamp. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 lampe. [1.8, 1.13]
7 éclairage. [1.13]
Ohatra  8  Mirehitra ny jiro eran' ny arabe. [2.285#]
9  Nisososo ny jiro nefa tsy mbola nazava. [2.332#]
10  Ny atsy, jiro herimbaratra lasan-davitra; [1.300#]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: jiro ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)14  jiro
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 tsatokazo solon-tsangambato ho fahatsiarovana olona. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  17 pieu surmonté de crânes de boeufs sacrifiés, pieu de tsikafara, (sòko).. [Tankarana] [1.19]
18 Bois fourchu au sommet qu'on plante dans le sol pour perpétuer le souvenir d'un mort. En Imerina on l'appelle plutôt tsangambato-hazo.. [Sakalava] [1.196]
19 Poteau auquel on attache les animaux offerts en sacrifice (sur la côte Ouest, ce même poteau sacrificiel est appelé hazomanga). De très nombreuses localités s'appellent anjiro, c'est-à-dire « là où il y a un jiro » et notamment une gare de la ligne de chemin de fer Tamatave Tananarive.. [Betsimisaraka, Sihanaka, Bezanozano, Tanala] [1.196]
Ohatra  20  Tsangambato sy jiro no betsaka atý [2.445#]

Fivaditsoratra  21 jiro, 22 jory, 23 rijo, 24 rojy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11