|
|
|
|

Teny iditra 1  jihitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena
4 Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 dead; numb from cold [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 mort; engourdi par le froid [1.8]
Mpanahaka  7  dangy, 8  fohatra, 9  jingy
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how jihitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04