Entrée jamba
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io [1.1]
Explications en anglais Blind [1.7]
Explications en français Aveugle [1.8]
Exemples 
1Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba. [2.69]
2Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [2.356]
3Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [2.4]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 
Articles 

Mis à jour le 2023/08/11