|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahajambana |
| Fototeny | 2 jamba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony:
5 Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 la cécité, l'aveuglement
[1.3#291] |
| Ohatra |
7 Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina
[2.996#]
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 9 hajambana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|