Entrée jambena (jamba)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra
Azon' ny fahasahiranana mafy. [1.1]
Explications en anglais Temporarily blinded or dazzled [1.7]
Explications en français ébloui; qui a les yeux troubles [1.8]
 Aveuglé, avoir les yeux troubles [1.5]
Exemples 
1Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa. [2.472]
2Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand. [1.369]
Dérivés 
Synonymes jemby

Mis à jour le 2023/01/20