|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  izay
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay.
4 Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 who, whom, which, that. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui, que, à qui, à quoi. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 36 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/3)9  izay
Sokajin-teny  10  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  11 now. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 maintenant. [1.8]
Mpanahaka  13  izaytratra
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)15  izay
Sokajin-teny  16  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  17 exclamation of approval; that's it !. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 c'est bien cela !. [1.8]

Fivaditsoratra  19 aizy, 20 izay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09