|
|
|
|
Fikambanana 36 amin' ny teny
izay
(#1)
Kamban-teny (36)
1
amin' izay
2
aoka izay
3
dony ny tanin' andriana: izay mifody tsy manana
4
fahizay
5
ialahy izay inona
6
idiran' izay loza
7
izay be no basy
8
izay ela be tsy faingana izay
9
izay heviny any heviny
10
izay iray vatsy iray aina
11
izay mahatsangy no ary
12
izay marary andriana
13
izay mena valala
14
izay rehetra aleha maneno sahona avokoa
15
izaitratra
16
izay tratra
17
izay tsy izy
18
izay tsy milalao sain-kanina
19
manasa tanana amin' izay aho
20
mandrakizay
21
mandrakizay alaovalo
22
mandrakizay antaranoana
23
mandry fahizay
24
miaraka amin' izay
25
poa toa izay
26
poa toy izay
27
tahaka izay
28
toy izay
29
tsy hita izay ozany
30
tsy hita izay tena hozany
31
tsy mahita izay ambonin' ny tany
32
tsy mahita izay atsimo sy avaratra
33
tsy mandre izay ambonin' ny tany
34
tsy miditra amin' izay izy
35
z' inona
Fikambanana 4 amin' ny teny
izay
(#2)
Kamban-teny (4)
36
barakizay
37
hatrizay
38
hatrizay hatrizay